msh_mat_text_udb/18/01.txt

1 line
396 B
Plaintext

\v 1 Tamin'io fotoa io avao la avy tamin'i Jesosy teo reo mpianany sady niresaky hoe:"ia ro lehibe mare agny amin'ny fanjakan'ny lanitsa?" \v 2 Jesosy niaiky aja kelikely ho agnaminy eo, nametraky gnazy taminy teo rozy, \v 3 voho niresaky hoe:" Resahako marina aminareo , fa laha tsy miova manahaky reo aja kelikely nareo la tsy hisy gny hevitsy gny bhiliranareo agny amin'ny fanjakan'ny lanitsa.