1 line
498 B
Plaintext
1 line
498 B
Plaintext
\v 15 Elihoda ro baban'i Eliazara, Eliazara ro baban'i Matana , voho Matana ro baban'i Jakoba. \v 16 Jakoba ro baban'i Josefa zay valin'i Maria, zay niteraky gnan'i Jesosy, zay kaihy hoe Kristy. \v 17 Gny avorohota iaby manomboky amin'i Abrahama ka traky amin'i Davida la avorohota folo efatsamby ,manomboky amin'i davida ka traky amin'ny fandroaha ho agny Babylona la avorohota folo efatsamby , voho manomboky amin'ny fandroaha ho agny Babylona ka traky amin'i Kristy la avorohota folo efatsamby. |