1 line
310 B
Plaintext
1 line
310 B
Plaintext
\v 11 Nagnino ro tsy ahazoanareo fa tsy mikasikin'ny mofo ro nambarako gnanareo? Miambena sady mitandrema amin'ny masirasiran'ireo Fariseo voho Sadoseo." \v 12 Bakeo azon-drozy fa tsy hitandry amin'ny masirasiran'ny mofo ro nivolagniny gnan-drozy, fa hitandry gny amin'ny fampianaran'ireo Fariseo voho Sadoseo. |