1 line
326 B
Plaintext
1 line
326 B
Plaintext
\v 24 Fa Jesosy namaly sady nivola hoe: " Tsy nirahy ho gnan'ia na ia Zaho afa-tsy ho gnan'ny aondry tsobo ao amin'ny avorohotan'Israely." \v 25 Fa avy nangataky voho niankohoky teo agnatrehany ie, nanao hoe: " Tompo, vonjeo aho." \v 26 Namaly Ie ka nanao hoe: " Tsy rariny laha ala gny mofon'aja ka atoraky ho gnan'ny amboa." |