|
\v 15 Petera namaly ka nivola tagnamin'i Jesosy hoe: " Hazavao agnaminay ze fagnohara izay." \v 16 Hoy Jesosy hoe: Tsy manam-pahalala avao koa va nareo?" \v 17 Tsy jerinao va fa ze militsy amin'ny tsihovy la makao an-kibo sady bakeo la haboaky agny amin'ny fiboaha? |