msh_mat_text_udb/14/28.txt

1 line
401 B
Plaintext

\v 28 Namaly Gnazy Petera ka nanao hoe: " Tompo, laha Iha io, la atavo mamonjy Gnanao egny ambonin'ny rano aho." \v 29 Hoy Jesosy hoe: " Mamonjea" Ka la niala bakao amin'ny sambokely Petera sady nandeha teo agnabo rano mba hamonjy gnan'i Jesosy. \v 30 Fa lafa nahajery gny tsioky Petera, la najary natahotsy. Laha fa nanomboky nilentiky ie , la nikoraky mare ie sady nivola hoe: " Tompo, vonjeo aho! "