msh_mat_text_udb/14/06.txt

1 line
270 B
Plaintext

\v 6 Fa lafa avy gny fitsingeregnan'ny andro nahaterahan'i Heroda, la nandily teo agnivon'ireo vahiny nasany gny anaky ampelan'i Herodiasy ka nahafinaritsy gnan'i Heroda. \v 7 Ho setrin'izay, la nampanantena tamin'ny fiaigna ie gny hagnomea ze hangatahiny na ino na ino.