msh_mat_text_udb/13/40.txt

1 line
509 B
Plaintext

\v 40 Nohon'io , manahaky gny amoria voho agnoroa reo tsimparifary amin'ny bolo, ro atao koa amin'ny fiafaran'izao tontolo zao. \v 41 Hagniraky reo anjeliny gny Anak'olo, voho havorin-drozy hiala amin'ny fanjakany reo raha ibay zay mahatonga fahota, voho reo zay manao raty. \v 42 Hatsipin-drozy amin'ny lafaoro bevata mirehitsy bolo rozy, zay hisy gny fitagnia voho gny fikotroan-kihy. \v 43 Bakeo hamiratsy manahaky gny masoandro ao amin'ny fanjakan'ny Rain-drozy gny olo-to.Zay manan-tsofy , ao ie hijanjy.