msh_mat_text_udb/13/27.txt

1 line
311 B
Plaintext

\v 27 Avy reo mpanompon'ny tompo-tany voho niresaky taminy hoe:" Tompoko, tsy namafy voa soa tao amin'ny sahanao va iha? Nagnino ie amizao ro misy voan-tsiparifary? \v 28 Hoy ie tamin-drozy hoe:" Nisy fahavalo nanao gnan'izao. Hoy reo mpanompo taminy hoe:" Ka tianao va gny handehananay magnombotsy gnan-drozy?"