msh_mat_text_udb/13/20.txt

1 line
293 B
Plaintext

\v 20 Lay nafafy tegny amin'ny tany be vato la gny olo zay mahare gny safa voho avy hatragny la mandramby gnazy am-pazotoa, \v 21 fa zao tsy mbo miorim-paka ao agnatiny ie voho la maharitsy tselatsela avao. Lafa avy gny fahoria na gny fagnenjana nohon'ny amin'ny teny , la malaky tafintohy ie.