msh_mat_text_udb/13/18.txt

1 line
252 B
Plaintext

\v 18 Ka mijanjigna voho gny fagnohara gny amin'ny mpamboly raiky zay namafy gny voany. \v 19 Lafa misy mahare gny safan'ny fanjaka kanefa tsy mahazo gnan'io , la avy lay raty voho magnomboty zay nafafy tao am-pony, Io lay voa nafafy tegny amoron-dala.