msh_mat_text_udb/13/16.txt

1 line
293 B
Plaintext

\v 16 Fa sambatsy gny masonareo , fotony mahita, voho gny sofinareo, foton mahare. \v 17 Resahako marina aminareo fa mpaminany voho olo-to maro ro nagniry gny hahita reo raha zay hitanareo, kanefa tsy nahita gnan'ireo. Nagniry gny hahare reo raha zay renareo rozy, kanefa tsy nahare gnan'ireo.