msh_mat_text_udb/11/25.txt

1 line
505 B
Plaintext

\v 25 Tamin'io fotoa io Jesosy niresaky hoe:" mandrengy Gnanao Aho, ry Ray, Tompon'ny lanitsa voho gny tany, fotony Iha ro nagnetaky reo raha reo tamin'ny hendry voho gny mahalala, voho nagnamabara reo tamin'ireo zay tsy mahay, manahaky reo aja kely. \v 26 Eka, ry Ray, fotony io la nahafinaritsy teo imasonao. \v 27 Gny raha iaby nankigny tamiko la avy amin'ny Raiko; voho tsy misy mahay gny Anaky afa-tsy gny Ray voho tsy misy mahay gny Ray afa-tsy gny Anaky, voho zay filin'ny Anaky hagnamabara Gnazy.