msh_mat_text_udb/05/23.txt

1 line
297 B
Plaintext

\v 23 Nohon'io laha manolotsy gny fagnatitsao eo amin'y alitara iha ka tiaronao teo fa mana alahelo aminao gny rahalahinao , \v 24 la avelao eo agnatrehan'ny alitara gny fagnatitsao, ka mandehana zory gny lalanao. Milongoa aloha amin'ny rahalahinao, voho bakeo mimpolia la atoloro gny fagnatitsao.