msh_mat_text_udb/03/10.txt

1 line
534 B
Plaintext

\v 10 Voho lafa napetraky eo am-pototrin'ny hazo gny famaky. Ka reo hazo iaby zay tsy mamoa voa soa la ho taoahy voho hatoraky agny agnaty bolo. \v 11 Manao batisa gnanareo amin'ny rano ho amin'ny fibebaha aho. fa mahery noho zaho ie zay avy afarako, sady tsy mendriky ahy ndra gny handay gny kapany aza. Hanao batisa gnanareo amin'ny Fagnahy masy voho gny Bolo ie. \v 12 Fa egny an-tagnany gny fikororohany mba hagnadiova gny famoloany voho hamory gny variny agny an-tsompitra. fa Ie la hagnoro reo akata amin'ny bolo zay tsy maty."