msh_mat_text_udb/03/04.txt

1 line
331 B
Plaintext

\v 4 Voho Jaona nagnisy volon-drameva voho nanao fehikibo angozy tamin'ny valahany. Galala voho tantely remby ro nataony fihinana. \v 5 sady jerosalema , Jodia manontolo , voho gny faritsy iaby magnodidy gny reniranon'i Jordana la namonjy gnazy. \v 6 Nataony batisa tegny amin'ny reniranon'i Jordana rozy, lafa niaiky gny fahotany.