1 line
378 B
Plaintext
1 line
378 B
Plaintext
\v 11 Nohon'io , laha nareo zay raty ka mahay magnome reo fagnomeza zay soa ho gnan'ny anakareo, moa tsy bevata mandilatsy va gny raha soa amean'ny Babanareo zay agny an-dagnitsy ho gnan'ireo zay mangataky Aminy? \v 12 Nohon'io , ndra ino ino raha tianareo ho ataon'ny olo amin'ny vatanareo , la tokony hanao manahaky gnan'io avao koa nareo, fa io ro lalagna voho reo mpaminany. |