1 line
392 B
Plaintext
1 line
392 B
Plaintext
\v 1 Tafaran'ny nahaterahan'i Jesosy tao Betleheman'i Jodia tamin'ny andron'i Heroda Mpanjaka, la avy tao Jerosalema reo johary manam-pahaiza bakagny antignana nisafa hoe:" \v 2 Aia Ilay teraka ho Mpanjakan'i Jiosy? nahita gny Kintana bakegny antignana rahay ka avy mba handrengy gnazy." \v 3 Lafa nahaja gnan'io i Heroda Mpanjaka , la nihorohoro ie, voho Jerosalema manontolo niaraky taminy. |