msh_mat_text_udb/21/28.txt

1 line
447 B
Plaintext

\v 28 Fa nagnino gny hevitrareo? Nisy johary raiky nana anaky lahy roe. Nandeha nagnagny amin'ilay voalohany ie voho nanao hoe:" Anaka , mandehana miasa agny amin'ny tanim-boaloboky androany." \v 29 Lay anany lahy namaly gnazy hoe:" tsy ho agny aho, " fa bakeo niova hevitsy ie ka lasa. \v 30 Bakeo la nagnagny amin'ny raiky faharoe ie sady niresak manahaky gnan'io avao koa. Namaly ie ka niresaky hoe:" Ho agny aho, tompoko; nefa tsy nagnagny ie.