msh_mat_text_udb/28/11.txt

1 line
477 B
Plaintext

\v 11 Sady ;aha mbo igny nandeha igny reo ampela, ingo, gny sasany tamin'ireo mpiamby nagnagny amin'ny tanan-dehibe ka nivola tamin'ny lohan'ny mpisoro gny raha iaby zay niseho. \v 12 Lafa nihaona tamin'ireo loholona gny mpisoro sady niresaky momban'ny olana tamin-drozy, la nagnome drala be gnan'ireo miaramila rozy \v 13 sady niresaky gnan-drozy hoe:" Resaho amin'ireo hafa hoe:" Avy tamin'ny andro haly reo mpianats'i Jesosy ka nangalatsy gny vatany laha mbo niroro rahay."