msh_mat_text_udb/26/62.txt

1 line
477 B
Plaintext

\v 62 Nitsanga gny mpisoronabe ka nanao taminy hoe:" Tsy manan-kavaly va iha? Ino io hiampangan-drozy Gnanao io? \v 63 fa nangina Jesosy. Hoy gny mpisoronabe taminy hoe:" mandidy Gnanao amin'ny alalan-Dranagnahary velo aho, lazao aminay laha Iha ro Kristy, Anakin-Dranagnahary." \v 64 Jesosy namaly gnazy hoe:" Voalazanao. fa resahako aminareo , manomboky amin'izao la ho jerinareo gny Anak'Olo hipetraky eo antagna ankavanan'ny Hery, voho ho avy eo amin'ny rahon'ny lagnitsy."