msh_mat_text_udb/26/30.txt

1 line
345 B
Plaintext

\v 30 Lafa nihira hira fiderana rozy, la nandeha tagny amin'ny tendrombohits'i Oliva. \v 31 Bakeo hoy Jesosy tamin-drozy hoe:" Nareo iaby la hagnenga Gnahy noho gny amiko anio haly, fa voasoratsy hoe:" hamely gny mpiandry aondry Aho la hiparitaky gny aondry." \v 32 Fa afaran'ny fitsanganako amin'ny maty, la hialoha lala gnanareo agny galilia."