msh_mat_text_udb/25/24.txt

1 line
331 B
Plaintext

\v 24 Bakeo gny mpanompo zay naharamby talenta raiky namonjy ro sady niresaky hoe :" Tompoko, haiko fa johary hentitsy iha. Mijinja egny amin'izay tsy namafazanao iha, ro sady mamorim-bokatsy egny amin'izay tsy nambolenao. \v 25 Natahotsy aho, ka nandeha voho nagnetaky gny talentanao tao agnatin'ny tany. Jereo , ingo zay gnanao."