msh_mat_text_udb/25/19.txt

1 line
475 B
Plaintext

\v 19 Sady tafaran'ny fotoa ela la nimpoly gny tompon'ireo mpanompo reo sady nandamin-draharaha tamin-drozy. \v 20 Nilitsy gny mpanompo zay naharay talenta limy ro sady nanday talenta limy hafa. Hoy ie hoe:" Tompoko , nomeanao talenta limy aho. Ingo, nagnatombo talenta limy hafa koa." \v 21 Hoy gny tompny taminy hoe:" Soa io, ry mpanompo soa sady mahatoky! Nahatoky tamin'ny kely iha, Zaho hammpiandraikitsy gnanao amin'ny raha maro. Milira amin'ny fahazotoan'ny tomponao."