msh_mat_text_udb/24/48.txt

1 line
429 B
Plaintext

\v 48 Fa laha misy mpanompo raty mivola ao am-pony hoe:" Ela fiavy gny tompko; \v 49 Ka manomboky mamono reo manompo namany, voho mihina ro mino miaraky amin'ireo mpimamo; \v 50 la ho avy gny tompn'ny gny mpanompo amin'ny fotoa zay tsy ampoiziny sady amin'ny lera zay tsy hainy. \v 51 La ho kapakapain'ny tompony ie sady hataony manahaky gnan'ireo mpiatsaravelatsihy gny anjarany, zay hisy gny fitagnia voho gny fikotrohan-kihy.