msh_mat_text_udb/24/37.txt

1 line
409 B
Plaintext

\v 37 Manahaky tamin'ny andron'i Noa, la manahaky gnan'io avao koa gny fiavian'ny Anak'olo. \v 38 Fa manahaky gny tamin'io andro mialohan'ny safo-drano la nihina voho nino rozy, nnambaly voho nampakary mandra-piavian'ny gny androniliran'i Noa tao agnatin'ny gny sambo fiara, \v 39 sady tsy nahay na ino ino rozy mandra-pahatongan'ny safo-drano ka nandringa gnan-drozy iaby-la manahaky gny fiavian'ny Anak'olo.