msh_mat_text_udb/24/26.txt

1 line
358 B
Plaintext

\v 26 Nohon'io, laha mivola nareo rozy hoe:" Ingo, agny agn'efitsy ie, la ka magnagny agnefitsy. Na hoe ingo, agny agnay efitragno ie, la ka minognan'io. \v 27 Fa manahaky gnan'io raha zay mitselatsy bakagny antignana la mazava hatragny andrefa, la manahaky gnan'io gny fiavian'ny Anak'olo. \v 28 Ndra ia ia misy biby maty, la agny ro hivorian'ny voromahery.