msh_mat_text_udb/24/19.txt

1 line
390 B
Plaintext

\v 19 Fa loza ho gnan'ireo bevoka voho mampinono amin'io andro io! \v 20 Mivavaha mba tsy ho amin'ny ririnina na amin'ny Sabata ro hitranga gny fandosiranareo. \v 21 Fa hisy fahoria bevata, zay mbo tsy nisy manahaky gnan'io bakagny am-piandohan'izao tontolo zao mandrak'androany, tsia , voho tsy hisy sasay, la tsy hisy nofo ho vonje. Fa nohon'ny gn'olom-boafily, la hafohezy reo andro reo.