msh_mat_text_udb/24/15.txt

1 line
400 B
Plaintext

\v 15 Nohon'io , laha mahajery gny fahavetavetan'ny fandrava nareo, zay niresahin'i daniela mpaminany, la hitsanga eo amin'ny toera Masy nareo" ( ao gny mpamaky hahatakatsy), \v 16 " Aoka reo zay agny Jodia handositsy ho agny an-tendrombohitsy, \v 17 aoka zay ao an-tempolin'ny tragno tsy hizotso hangalaky raha baka n-tragnony ao, 'v 18 voho aoka zay agny an-tonda tsy himpoly hangalaky gny sikiny."