msh_mat_text_udb/24/12.txt

1 line
280 B
Plaintext

\v 12 Fotony gny faharatia la hitombo, voho hihamanintsy gny fitian'ny maro. \v 13 Fa lay raiky zay miaritsy hatramin'ny farany la ho vonje. \v 14 Toy filazantsaran'ny fanjakana toy la ho tory eran'izao tontolo zao ho vavolombelo amin'ny firenena iaby. Bakeo la ho avy gny farany.