msh_mat_text_udb/24/06.txt

1 line
361 B
Plaintext

\v 6 Hahare aly voho tatits'aly nareo. Mitandrema mba tsy hitebiteby nareo, fa tsy maintsy hitranga io raha io ; nefa mbo tsy avy gny farany. \v 7 Fa hisy firenena hitsanga hanohitsy firenena, voho gny fanjakana haohitsy fanjakana. Hisy mosary voho horohoron-tanyamin'ny toera sambihafa. \v 8 Nefa ioraha iaby io la fiandohan'ny fanaintaignan'ny fiteraha avao .