msh_mat_text_udb/23/37.txt

1 line
459 B
Plaintext

\v 37 Ry Jerosalema, ry Jerosalema, iha zay mamono gny mpaminany voho mitora-bato zay irahy ho aminao! Impiry Zaho ro magniry gny hamory gny anakao miaraky, manahaky gny akoho vavy raiky mamory gny akoho kely ao ambany elany, nefa tsy mety nareo! \v 38 Ingo, gny tragnonareo ro enga ho simba ho gnanareo. \v 39 Fa ambarako agnaminareo, hatramin'izao, tsy hahajery Gnahy vatany nareo mandra-pivolagnanareo hoe: ' Isaora anie zay avy amin'ny agnaran'ny Tompo."'