msh_mat_text_udb/23/34.txt

1 line
527 B
Plaintext

\v 34 Noho izay, ingo, magniraky mpaminany sy olon-kendry sady mpanora-dalagna ho gnanareo Zaho. Gny sasany amin-drozy la ho vononareo voho hombohanareo; sady gny sasany ho vangoenareo ao amin'ny synagoganareo sady handroaky gnazy hiala ao an-tana. \v 35 Gny vokatr'izay la hanody gnanareo gny lio to iaby zay nalatsaky teto an-tany, nanomboky tamin'ny lion'i Abela to, ka hatramin'ny lion'i Zakaria anak'i Barakia, zay novononareo voho gny Alitara. \v 36 Ambarako to aminareo, fa gny raha iaby la ho avy amy toy avorohota toy.