msh_mat_text_udb/23/23.txt

1 line
431 B
Plaintext

\v 23 Lozanareo, ry mpanora-dalagna voho fariseo, mpihatsaravelatsihy! Fa mandoa gny fahafolon'ny solila voho voho gny aneta sady gny komina nareo, fa nareo la tsy nankato gny raharaha mavesa-danja mare amin'ny lalana-dia gny rariny voho gny famindram-po sady gny finoa. Fa reo ro tokony nataonareo sady tokony nenganareo ho tsy vita gny raiky hafa. \v 24 Nareo ry mpitariky jiky, nareo zay sivagny gny lagnitsy nefa mitely rameva!