msh_mat_text_udb/23/20.txt

1 line
352 B
Plaintext

\v 20 Noho izay, zay miania amin'ny alitara, la miania amin'izay voho amin'ny raha iaby eo amboniny. \v 21 Gny raiky zay miania amin'ny tragno be Ndranagnahary, la miania amin'izay voho amin'izay monina ao aminy, \v 22 sady gny raiky zay miania amin'ny lagnitsy, la miania amin'ny seza fiandrianan-Dranagnahary voho aminy zay mipetraky eo ambonin'izay.