msh_mat_text_udb/23/16.txt

1 line
334 B
Plaintext

\v 16 Lozanareo, ry mpitariky jiky, nareo zay mivola hoe: ' Na ia na ia miania amin'ny tragno be Ndranagnahary, la tsy misy dikany izay. Fa na ia na ia miania amin'ny volamenan'ny tragnobe Ndranagnahary, la voafehy gny fiaigna le.' /b 17 Nareo jiky adala! ia ro bevata mare, gny volamena va gny tempoly zay manao gny volamena ho masy?