msh_mat_text_udb/23/13.txt

1 line
723 B
Plaintext

\v 13 Fa lozanareo, ry mpanora-dalagna voho fariseo, mpihatsaravelatsihy! Fa arindrinareo amin'ny olo gny fanjankan'ny lagnitsy. Fa nareo tsy mampilitsy gny vatanareo, sady tsy enganareo reo zay mila hilitsy. \v 14 [ Fanamahira: Gny antotan-taratasy taloha la tsy ahita gny fehezanteny hoe: ' Fa lozanareo, ry mpanora-dalagna voho gny fariseo, mpihatsaravelatsihy! Fa mandany gny tragnon'ny mpanday vata, sady manao vavaky lava nareo. Noho izay la hahazo fanameloha lehebe nareo.'] \v 15 Lozanareo, ry mpanora-dalagna voho fariseo, mpihatsaravelatsihy! Fa mandeha mitety gny ranomasy voho gny tany nareo mba hampiova fo gny olo raiky, sady lafa miova ie, la ataonareo gny anaky gny helo abo roe heny mihoatsy noho nareo ie.