\v 39 Sady gny lily faharoe la manahaky gnan'io :" Tiavo gny mpiara-belo aminareo manahaky gny vatanareo. \v 40 Amin'ireo lily reo ro iankinan'ny lalagna manontolo voho reo mpaminany."