msh_mat_text_udb/22/31.txt

1 line
349 B
Plaintext

\v 31 Fa mahakasiky gny fitsangana amin'ny , mbo tsy nivakinareo va zay niresahan-Dranagnahary taminareo , manao hoe:" \v 32 Zaho ro Ndranagnaharin'i Abrahama, Ndranagnaharin'Isaka, voho Ndranagnaharin'i Jakoba? Ndranagnahary la tsy Ndranagnahary gny maty, fa gnan'ny velo." \v 33 Lafa nahare gnan'io reo vahoaky, la tandregna tamin'ny fampianarany.