msh_mat_text_udb/22/29.txt

1 line
269 B
Plaintext

\v 29 Fa namaly Jesosy voho niresaky gnan-drozy hoe:" Diso nareo, fotony tsy mahay gny Soratsy Masy na gny herin-Dranagnahary. \v 30 Fa amin'ny fitsangana amin'ny maty la sady tsy hisy hampaka-baly no tsy hisy hampakary. Fa koa, mitovy amin'ireo anjely agny an-danitsy.