msh_mat_text_udb/22/23.txt

1 line
318 B
Plaintext

\v 23 Tamin'io andro io avao gny Sadoseo sasany, reo zay nivola fa tsy misy fitsangana amin'ny maty, namonjy Gnazy. Nagnontany Gnazy rozy, \v 24 nanao hoe:" Ry mpampianatsy, Mosesy niresaky hoe:" Laha maty gnolo , tsy managnanaky , la tokony hanambaly gny valiny gny rahalahiny bakeo hanagnanaky ho gnan'ny rahalahiny.