msh_mat_text_udb/22/15.txt

1 line
508 B
Plaintext

\v 15 Bakeo nandeha reo Fariseo voho nagnoma fomba mety hamandria gnan'i Jesosy amin'izay niresahany. \v 16 Bakeo nirahin-rozy hagnagnaminy agny reo mpianatsin-drozy, niaraky tamin'ireo Herodiana. Niresaky tamin'i Jesosy rozy hoe:" Ry mpampianatsa, hainay fa marina Iha, voho mpampianatsy gny lalan-Dranagnahary amin'ny marina. Tsy miraharaha gny hevitsy gny hafa Iha, voho tsy mizaha mitagnila. \v 17 Nohon'io resaho aminay, ino gny hevitrao? Ara-dalagna va gny fandoavan-ketra agny amin'i Kaisara sa tsia?"