msh_mat_text_udb/22/13.txt

1 line
262 B
Plaintext

\v 13 Bakeo niresaky tamin'ireo mpanompony gny mpanjaka hoe:" Fehezo gny tagna voho gny tomboky toy johary toy, voho atoraho agny amin'ny maiky agny ivelany ie, agny ro misy fitagnia voho fikotrohan-kihy." \v 14 Fa olo maro nikaihy , nefa tsy ampy ro ho voafily.