msh_mat_text_udb/22/04.txt

1 line
256 B
Plaintext

\v 4 Nandefa reo mpanompony hafa ndraiky gny mpanjaka, nanao hoe:" Iresaho rozy zay nasa hoe:" Henteo , fa nikarakarako gny sakafoko. Fa nivonoa gny aomby voho gny anak'aondry vondrakiko, voho fa vonona gny raha iaby. Miavia ao amin'ny lanonam-panambalia."