msh_mat_text_udb/22/01.txt

1 line
319 B
Plaintext

\v 1 Niresaky tamin'ny fagnohara tamin-drozy ndraiky Jesosy , nanao hoe:" \v 2 Gny fanjakan'ny lanitsy la mitovy amin'ny mpanjaka zay nagnoma fanasa amin'ny fangalam-baly ho gnan'ny anaky lahiny. \v 3 Nagniraky reo mpanompony hikaiky reo zay nahazo fanasa hagnatriky gny lanom-pangalam-baly ie, fa tsy nety ho avy rozy.