msh_mat_text_udb/20/20.txt

1 line
379 B
Plaintext

\v 20 bakeo gny renin'ireo anaky lahin'i Zebedio namonjy gnan'i Jesosy niaraky tamin'ireo anaky lahiny. Niankohoky tagnatrehany teo ie voho nangataky taha Bakaminy. \v 21 Hoy Jesosy taminy hoe:" Ino ro irinao?" Hoy gnataony hoe:" Mandidia mba hipetrahan'ireto anaky lahiko roe reto, gny raiky eo an-tagnanao ankavana voho gny raiky eo an-tagnanao ankavia, ao amin'ny fanjakanao."