msh_mat_text_udb/19/28.txt

1 line
287 B
Plaintext

\v 28 Jesosy niresaky gnan-drozy :" Resahako marina aminareo , amin'ny vanim-potoa vaovao lafa mipetraky eo amin'ny seza fiandrianan'ny vononahitsy gny Anak'olo, la hipetraky eo amin'ny seza fiandriana foloroamby avao koa nareo zay nagnaraky Gnahy, hitsara reo foko folo roambin'Israely.