msh_mat_text_udb/18/23.txt

1 line
434 B
Plaintext

\v 23 Nohon'io gny fanjakan'ny lanitsy la mitovy amin'ny mpanjaka raiky zay te hifandamy ara-bola miaraky amin'ireo mpanompony. \v 24 Laha vo nanomboky gny fandamina ie, la nisy mpanompo raiky nandesy taminy teo zay nanagnany talenta ray aly. \v 25 Nefa fotony tsy nana fomba handoava gnan'io ie, la nandidy gny hamarota gnazy gny tompony, miaraky amin'ny valiny voho reo anany voho zay hanagnany iaby, ka ho vita gny fandoavan-trosa.