msh_mat_text_udb/18/09.txt

1 line
258 B
Plaintext

\v 9 Laha miteraky fanafintohia ho gnanao gny masonao raiky, homboto io voho alao eo aminao. Soa tokoa ho gnanao gny militsy agny amin'ny fiaigna mandrakizay miaraky amin'ny fijery ila toy zay trobo agny amin'ny bolo tsy mety maty miaraky amin'ny fijery roe.