msh_mat_text_udb/18/07.txt

1 line
431 B
Plaintext

\v 7 Loza ho gnan'izao tontolo zao noho gny fotoan'ny fanafintohina! Fa ila gny hiavian'io fotoa io, nefa loza ho gnan'ny olo zay niavian'io fotoa io ! \v 8 Laha miteraky fanafintohia ho gnanao gny tagnanao na gny tombokao la tapaho io voho alao eo aminao. Soa tokoa ho gnanao militsy kilemaina na mandringa agny amin'ny fiaigna mandrakizay toy zay ho trobo agny amin'ny bolo tsy mety maty amin'ny fanagna tagna roe na tomboky roe.